Accueil › Forums › DOCTEUR LOVE › saint valentin
Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par Njarat m, il y a 7 ans et 3 mois.
efa akaiky ity ny saint valentin betsaka no mikorapaka mitady cadeau,betsaka no mikorapaka mitady sipa,betsaka no mikorapaka mitady bandy!fa ianao inona ny programanao @io!
Amiko dia aleo tsy manaraka an’io. Tsy tokony hisy andro anamariana NY fitiavana ‘zany. Sady raha hisy ary, aleo tsy miaraka amin’ny olon-drehetra. NY anay aloha tsy 14fev mihtsy NY Saint Valentin eh
Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
En savoir plus
5 Mai 2022
19 Avr 2022
12 Avr 2022
23 Déc 2021