• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Aza miandry ny lafatra

Accueil Forums DOCTEUR LOVE Aza miandry ny lafatra

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  Le geek, il y a 3 ans.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #6300

    Le geek
    Admin bbPress

    Salanitre! marary ny fitiavana eto amin’ny tontolo ankehitriny. Marary satria tsy mahay sy tsy mahalala ny atao ho fitia ny akamaron’ny mpifankatia. Mirona any amin’ny kivo ny fitia fa tsy any amin’ny fo. Nahoana no dia izany no zavatra misy re? Fanontaniana manitikitika ny saina tokoa izany, ary lasa ny eritreritra hoe: iza loatra no tompon’antoka an’izany re? Raha sendra mijery ny maso keliko, ary mieritreritra ny saiko kely, dia antony maro no mahatonga izay: Ohatra hoe ny fahantrana. Ny olombelona ankehitriny dia mahantra tokoa, indrindra raha mahakasika ny fitia. Betsaka loatra ireo zavatra manova ny fitia: vola, fanao, fomba, sns… Very ny olona. Raha ianao, inona no atao hoe fitiavana? ny fitiavana dia ilay mahafaly anao satria faly ny namanao, kanefa ao anatin’izany dia mitondra ny mafy kely ianao. Aiza ny lafatra? ny lafatra dia tsy ilay andrasana, fa ilay fiainana ny fotoana iray misy fitiavana. Koa aza miandry ary e!

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.