• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Fivarotana akanjo ao amin'ny Facebook: fomba vaovao

Accueil Forums MODE ET BEAUTE Fivarotana akanjo ao amin'ny Facebook: fomba vaovao

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  harinjato, il y a 3 ans et 1 mois.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #6301

    harinjato
    Participant

    Akory, salama tsara daholo? resaka fivarotana akanjo ao amin’ny Facebook mba entina hitafatafana amintsika. Efa tsy dia tsara tokoa moa ny mivorivory amin’izao, any ka tena mandeha mihitsy ny fividianana akanjo sy zavatra ao amin’ny Facebook. Ianao efa mba nividy? ny tenako aloha dia tena mpividy, ary afa-po. Afa-po tokoa ny tenako, ary mazoto mividy. Ny zavatra tsikaritro anefa dia ity: rehefa elaela dia miova ny kalitaon’ireo zavatra amidin’ilay mpivarotra. Fa dia nahoana loatra? maninona raha tazomina hatramin’ny farany ilay kalitao e? sa ny entana no tsy mahita? rehefa tsy mahita anie dia afaka tsy mivarotra aloha fa mba miandry ny entana tsara izay nahalalana anao. Tokony ho tsara sy ho lasa lavitra ity fomba iray entina hanantonana ny mpanjifa ity, fa be loatra ireo olona tsy matotra sy tsy matihanina. Ahoana no atao? isika sy ianao no mitsotra am-pahamarinana raha misy ireo manao vinany, lazao sy teneno ireo manao ny tsy mety.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.