Accueil › Forums › DISCUSSIONS LIBRES › de l'amitié à l'amour
Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par Kiady Rivo, il y a 7 ans et 4 mois.
anisan’ny zavatra sarotra indrindra ny mifindra avy amin’ny finamanana makany amin’ny fitiavan’olon-droa …. iza no efa niharann’izany ? inona no tokony atao mba tsy ho « FRIENDZONE »?
tena marina be zany lisy kely a!ny tokony atao mba tsy ho friendzone zao amiko de tsy minamana aminy e! fika tsotra nefa mahomby be!
Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
En savoir plus
5 Mai 2022
19 Avr 2022
12 Avr 2022
23 Déc 2021