anisany tena ankafizintsika tanora ny mikaly,indrindra ny vehivavy,azoko lazaina mihitsy aza fa io dia fialambolin’ny vehivavy xD ,mila mitandrina anefa isika fa na dia tsara tahaka ny inona aza ny kaly dia mila tsy atao be menaka loatra,asiana « équilibre « izany amin’ilay sakafo hoaniny e!Na dia tsara ary ny frites,tsy tokony frites foana no hoanina ,fa mba siana voankazo kely,ankondro,asiana anana kely,asiana hena kely,aleo minanana « équilibré »toy mihinana en »quantité »,indrindra moa fa @zao andro fety izao dia mitobaka ny sakafo isan-karazany ka lanjalanjao zalahy sy zavavy a!@zay mba forme foana! 😉
-
Ce sujet a été modifié le il y a 7 ans et 4 mois par Kiady Rivo.