Fanontaniana matetika mipetraka ny hoe tena tia ahy ve ianao, eo @ tanora ,eny e! misy mpivady koa manao an’izay fa eo @ tanora indrindra indrindra,ka ahoana ny azahoana antoka fa tia anao ny olona iray inona ny marika ahafantarana fa tena fitia izany fa tsy kilalao?
Ahoana ny ataonareo?Mba izarao traikefa e :-p