• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Tia ahy ve izy?

Accueil Forums DOCTEUR LOVE Tia ahy ve izy?

Mots-clés : 

Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par  Njarat m, il y a 6 ans et 3 mois.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Messages
  • #442

    Kiady Rivo
    Participant

    Fanontaniana matetika mipetraka ny hoe tena tia ahy ve ianao, eo @ tanora ,eny e! misy mpivady koa manao an’izay fa eo @ tanora indrindra indrindra,ka ahoana ny azahoana antoka fa tia anao ny olona iray inona ny marika ahafantarana fa tena fitia izany fa tsy kilalao?
    Ahoana ny ataonareo?Mba izarao traikefa e :-p

    #445

    Njarat m
    Participant

    Miankina amin’ny hoe lehilahy sa vaiavy ni miresaka eto. Samy manana NY fanehoana fitiavana manko NY lehilahy s’y NY vehivavy.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.