Salut daholo e! Iza no tia an’io revy amour de vacance io? Za manokana tena tia an’io no sady mataotra ihany. Mahafinaritra ilay izy fa ilay ho lasa amoureux anefa mety ho sendra ny olona manao amour de vacances fotsiny no tena enjanan! sa? Fa bon! vacance zao, dia aleo indray aloha ho hita eo izay miseho eo e! Bon vac daholo ô!