• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Ana-dRay aman-dReny

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES Ana-dRay aman-dReny

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  Kiady Rivo, il y a 6 ans et 3 mois.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #453

    Kiady Rivo
    Participant

    Ekena hoe isika tanora dia manana ny fisainantsika!sy ny mokondoha antsika raha izay no filaza azy!fa aza adino ny ray aman-dreny niteraka anao!ny tenin’izy ireo dia teny efa niaina zavatra maro vao tonga tany ambavany ka mba henoy ihany ny ana-dray aman-dreny

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.