• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Dépistage ilay raha

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES Dépistage ilay raha

Mots-clés : 

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  Kiady Rivo, il y a 6 ans et 4 mois.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #418

    Kiady Rivo
    Participant

    Miarahaba antsika tanora e!matetika misy ny hetsika dépistage mobile izay iarahana @ireo dokoteran’ny psi madagascar izay itetezana tanàna maro,hetsika maro,ka mba manafatra aho e!rehefa mba misy ny tahaka ireny dia manaova mihitsy fa tena ilaina ny mahafantatra fahasalamana sady mahazo torohevitra avy any@mpitsabo!izay ilay hoe aleo misoroka toy izay mitsabo e! 😉

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.