• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

inona ny fika rehefa mba sady te hianatra nefa te hiasa?

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES inona ny fika rehefa mba sady te hianatra nefa te hiasa?

Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par  Njarat m, il y a 6 ans et 3 mois.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Messages
  • #441

    Kiady Rivo
    Participant

    miditra lalina @ fianarana aho ankehitriny nefa tsitako izay atao!ny asa tiana nefa ny fianarana ilaina?inona no tokony atao raha aminareo?inona no alefa aloha!Ilay asa aloha mety hanelingelina fianarana e! fa tsy aiko hoe inona izao ny tokony atao!efa misy aminareo ve sady miasa no mianatra dia inona no tokony atao!inona no nataonareo?

    #444

    Njarat m
    Participant

    Amiko afaka atambatra tsara ‘reo. NY ilaina hoe manana tanjona ianao am’lay fianarana, dia enjeana iny tanjona iny, dia ilay asa atao manampy. Méry ‘zany ka

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.