• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

inona ny tombotsoa azo avy @volontariat

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES inona ny tombotsoa azo avy @volontariat

Mots-clés : 

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  Kiady Rivo, il y a 6 ans et 3 mois.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #428

    Kiady Rivo
    Participant

    matetika isika tanora dia toa voasakana ny eritreritra rehefa maheno hoe tsy misy vola io kandra io na tsy zavatra azo avy @!diso tanteraka anefa izany fa ny fizarànao @ hafa ny zavatra hainao maimaimpoana dia azahoanao soa foana!na ho ela na ho aingana!tsara noho izany y firotsahana antsehatra ka manentana antsika mba hirotsaka antsehatra rehefa misy afaka irotsahana,tsy ho tanisaina intsony hoe mahalala namana maro ianao!mitombo ny relation sy ny namana indrindra indrindra!

    #kiady #volontaire

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.