• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Plateforme pour des conseils gratuits en ligne

Accueil Forums CONSEILS SANTE Plateforme pour des conseils gratuits en ligne

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  harinjato, il y a 3 ans.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #6297

    harinjato
    Participant

    Miarahaba antsika rehetra. Maro isika no matahotra hanantona dokotera, ka rehefa tena sendra sarotra tsy azo hialana vao manantona azy ireo. Hisoroana izany sy mba afahan’ny rehetra misitraka torohevitra maimaimpoana, ka halalana tsara ireto toerana tokony aleha, dia misy ilay #dokoteraô ao amin’ny Facebook. Ny #dokoteraô dia mandray antsika, amin’ny alalan’ny hafatra miafina (MP), mandritra ny fotoana rehetra 24h/24 7j/7. Torohevitra momba ny fahasalamana ara-pananahana? ity ny lakile: https://web.facebook.com/dokoterako

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.