• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

sipa hita t@ Facebook!

Accueil Forums DOCTEUR LOVE sipa hita t@ Facebook!

Ce sujet a 0 réponse, 1 participant et a été mis à jour par  Kiady Rivo, il y a 6 ans et 3 mois.

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Messages
  • #421

    Kiady Rivo
    Participant

    Fandinihina fotsiny ny ahy no alefako e!
    tsy aiko ianareo raha nahatsikaritra fa ny vehivavy rehefa @ facebook misy karazany roa,na izy mamaly be satria olona tsy fantany no resahany na izy tsy mamaly mihitsy na miavona satria olona tsy fantany ny resahany!
    rehefa raikitra ary ny resaka,mandeha eny ihany ny fotoana,tonga inty ilay fotoana hoe ndao mba hiaona!efa tena mitaintaina mihitsy ny bandy hoe mba ohatrany ahoana ary ity sipa ity!
    raikitra fa @ 02 ny fotoana jerena,nandrasana! ,jerena ny lera efa @04 ora ,
    lasa nody fa hoe voh petrapetraka soa amnatsara.Nanontaniana amin’izay ilay sipa fa ngah ndrii tsy tonga? kay izy ity compte fake mpanadala fotsiny 🙂 tandremo ihany zalahy an!jereo tsara hatrany @ pdp any taloha be sao toky fitaka eo!

Affichage de 1 message (sur 1 au total)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.