• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Tanora mijery fety

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES Tanora mijery fety

Ce sujet a 1 réponse, 2 participants et a été mis à jour par  Njarat m, il y a 6 ans et 3 mois.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Messages
  • #448

    Kiady Rivo
    Participant

    toa efa lasa tsy tia mivoaka intsony ny tanora @ izao fotoana izao fa lasa mikombona ao an-trano nefa any ivelany maro dia maro ireo zavatra afaka jerena!ianao no tompon-tsafidy ;tandremo kosa anefa sao ny @ zavtra ratsy indray no aleha!diniho tsara aloha!

    #451

    Njarat m
    Participant

    Tsapako nefa hoe olana hafa koa NY hoe, lasa tsy mitaiza intsony NY  »kanto » amin’izao fotoana izao. Indrindra NY hira mandeha amin’ny haino aman’jery.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.