• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Tanora mitaiza vatana antoka @fahasalamana

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES Tanora mitaiza vatana antoka @fahasalamana

Ce sujet a 2 réponses, 2 participants et a été mis à jour par  Kiady Rivo, il y a 6 ans et 5 mois.

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
  • Auteur
    Messages
  • #407

    Kiady Rivo
    Participant

    Tsara dia tsara tokoa ny manao fanatanjahantena rehefa mbola tanora ny vatana!mila araraotintsika ny fotoana izay mba hananantsika,tsara marihina fa fanatanjahan-tena madinika 30 minitra isan’andro dia efa ampy antsika e!Mandeha tongotra izany dia vita sa ahoana hoy ianareo?
    Raha ny amiko manokana aloha dia ny basket no tena imasoaka!Maro ihany koa ny tanora manao basket toy ahy!Ary ny anao mba inona ny fanatanjahan-tena tena hainao?

    #408

    LisyKely
    Participant

    sport malefaka zani ? xDD
    Le mandeha tongotra efa poinsa be

    #409

    Kiady Rivo
    Participant

    hahaha!Miditra salle de Gym koa zao mety be an! xD misquaut isankarazany iny maka maka ….abdom

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.