• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Tanora sy ny tontolon'ny asa.

Accueil Forums DISCUSSIONS LIBRES Tanora sy ny tontolon'ny asa.

Mots-clés : 

Ce sujet a 2 réponses, 2 participants et a été mis à jour par  Njarat m, il y a 6 ans et 3 mois.

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)
  • Auteur
    Messages
  • #446

    Njarat m
    Participant

    Salanitra eh. Maro ireo tanora milofo sy mandany taona maro mihitsy amita ny fianarany. Mahafinaritra erÿ mahita azy ‘reo tafita amin’ny fianarana. Ny tena olana anefa dia eo amin’ny fitadiavana asa satria eto Madagasikara dia mbola sarotra mihitsy io resaka iray io. N’dao hoe isika ifampizara vahaolana eto anampiana tanora amin’izany!
    Amiko manokana, manan’karena ny tanora Malagasy, na eo amin’ny fahaizana io, na amin’ny lafin’ny talents. N’dao ifanome tanana ahatfita antsika tanora Malagasy.

    #447

    Kiady Rivo
    Participant

    ny fika mety ngamba de hoe sady miasa no mianatra e!de mba mifandraika amle fenarana atao ny asa!amzay mba misy expérience io foana mantsy no olana!ny olona vao nahazo diploma nefa 15 ans d’expérience no tedavina

    #450

    Njarat m
    Participant

    Dia raha tsy mifanaraka amin’izay NY fotoana?

3 sujets de 1 à 3 (sur un total de 3)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.