• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

NY FADIMBOLAN’NY VEHIVAVY (Les règles ou les menstrues)

NY FADIMBOLAN’NY VEHIVAVY (Les règles ou les menstrues)

• FIRY TAONA NO TOKONY HO TONGA FANDIMBOLANA NY VEHIVAVY ARY TAONA NO TOKONY HITSAHATRA FADIMBOLANA
-Manomboka 9taona ny zazavavy raha kely indrindra dia misy efa tonga fadimbolana ary raha misy kosa RA mipoitra alohan’io faha 9taona io dia tsy fadimbolana izy izay fa antsoina amin’ny teny baiko oe METRORRAGIE
-Ny fitsaharan’ny fadimbolana kosa dia tsy voafetran’ny taona na toebatana

• MAHARITRA_HAFIRIANA_NY_FADIMBOLANA_MISY_AMIN’NY_VEHIVAVY ?
-Indray andro sy indray alina na 24ora no faharetan’ny fadimbolana kely indrindra izany oe raha latsaky io 24ora io ny ra mande aminao dia tsy fadimbolana izy izay fa antsoina koa oe METRORRAGIE
-Maharitra 15andro kosa ny faharetan’ny fadimbolana raha ela indrindra!izany oe raha mihoatran’ny 15jour ny ra mande dia tsy fadimbolana intsony izy izay fa antsoina hoe METRORRAGIE

• FIRY_ANDRO_NO_TOKONY_ELANELAN_NY_FADIMBOLANA_MIFANARAKA ?
-Eo anelanelan’ny fadimbolana roa dia farafahakeliny dia 13andro ny elanelan’ny fahatongavany ny regle manaraka fa raha sanatria latsak’io 13andro io dia tonga ny fadimbolana manaraka izany dia tsy fadimbolana intsony izany fa antsoina oe METRORRAGIE

Eto raha hamaky ny tohiny >>>

Article fournis par: Ihoby Ral

Le geek

Vous devez être connecté·e pour laisser un commentaire.