• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Archive quotidienne24 février 2020

Alatsinainy 24-02-2020: RESY NY FASANA

JAONA 11.28-45

Ary rehefa nilaza izany izy, dia lasa nandeha ka niantso mangingina an’ i Maria rahavaviny, nanao hoe: Tonga ny Mpampianatra ka miantso anao. Ary raha vao nandre izany Maria, dia nitsangana faingana izy ka nankeo aminy. Fa Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna, fa mbola teo amin’ ilay nitsenan’ i Marta Azy ihany. Ary ny Jiosy izay tao amin’ i Maria tao an-trano ka nitsapa alahelo azy, raha nahita azy nitsangana faingana ka nivoaka, dia nanaraka azy, satria nataony fa nankany amin’ ny fasana hitomany any izy. Ary Maria, rehefa tonga teo amin’ nitoeran’ i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin’ ny tongony ka nanao taminy hoe: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko. Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa, dia vonto ny fanahiny, ka tora-kovitra Izy; ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy?

DEUX (02) CONSULTANT MANUTENTIONNAIRES

DEUX (02) CHAUFFEURS

UN(01) ADJOINT COORDINATEUR DES RECHERCHES