• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Archive de l’étiquette ady amin’ny VIH/Sida

STIGMATISATION NA FANILIKILIHANA

Ny stigmatisation na fanilikilihana dia tranga matetika, izay mitarika vokany maro. Izy io dia azo ampifandraisina amin’ny fanavakavahana, izay ahafahana mametraka fitoriana.