ny fika mety ngamba de hoe sady miasa no mianatra e!de mba mifandraika amle fenarana atao ny asa!amzay mba misy expérience io foana mantsy no olana!ny olona vao nahazo diploma nefa 15 ans d’expérience no tedavina
ewa!fa zah nanao auto friend zone! 🙂
matory koa aloha mety e xD
marina zany!tsy preuve d’amour io 🙂
efa tratry ny taona marina,zah zao tsy mirevy 😉
merci bob
tena mety mintsy;fa nenay zao fianakaviana no tena iarahana ,, ny kaly isankarazany iny xD
ye azo ekena ihany!fa il fut assuer foana refa am voalohany
tena marina be zany lisy kely a!ny tokony atao mba tsy ho friendzone zao amiko de tsy minamana aminy e! fika tsotra nefa mahomby be!
hahaha!Miditra salle de Gym koa zao mety be an! xD misquaut isankarazany iny maka maka ….abdom
5 Mai 2022
19 Avr 2022
12 Avr 2022
12 Avr 2022
23 Déc 2021
L | M | M | J | V | S | D |
---|---|---|---|---|---|---|
« Mai | ||||||
1 | 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 |
8 | 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 |
15 | 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 |
22 | 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 |
29 | 30 |
>>> Raha hijery hoe aiza, tsindrio eto
Raha misy fambara (symptôme) coronavirus: 913
Raha misy fanontaniana mikasika ny covid-19: 910
Copyright © 2017 - TANORA 100%