Amiko dia aleo tsy manaraka an’io.
Tsy tokony hisy andro anamariana NY fitiavana ‘zany.
Sady raha hisy ary, aleo tsy miaraka amin’ny olon-drehetra.
NY anay aloha tsy 14fev mihtsy NY Saint Valentin eh
Tsapako nefa hoe olana hafa koa NY hoe, lasa tsy mitaiza intsony NY »kanto » amin’izao fotoana izao. Indrindra NY hira mandeha amin’ny haino aman’jery.
Dia raha tsy mifanaraka amin’izay NY fotoana?
Miankina amin’ny hoe lehilahy sa vaiavy ni miresaka eto. Samy manana NY fanehoana fitiavana manko NY lehilahy s’y NY vehivavy.
Amiko afaka atambatra tsara ‘reo. NY ilaina hoe manana tanjona ianao am’lay fianarana, dia enjeana iny tanjona iny, dia ilay asa atao manampy. Méry ‘zany ka
Haha.. Ahoana ‘zany auto friendzone ‘zany k’le?
5 Mai 2022
19 Avr 2022
12 Avr 2022
12 Avr 2022
23 Déc 2021
L | M | M | J | V | S | D |
---|---|---|---|---|---|---|
« Mai | ||||||
1 | 2 | 3 | 4 | |||
5 | 6 | 7 | 8 | 9 | 10 | 11 |
12 | 13 | 14 | 15 | 16 | 17 | 18 |
19 | 20 | 21 | 22 | 23 | 24 | 25 |
26 | 27 | 28 | 29 | 30 | 31 |
>>> Raha hijery hoe aiza, tsindrio eto
Raha misy fambara (symptôme) coronavirus: 913
Raha misy fanontaniana mikasika ny covid-19: 910
Copyright © 2017 - TANORA 100%