• 032 32 034 96 - 033 65 810 50 - 034 30 810 50

Njarat m

Toutes mes réponses sur les forums

6 sujets de 1 à 6 (sur un total de 6)
  • Auteur
    Messages
  • en réponse à : saint valentin #452

    Njarat m
    Participant

    Amiko dia aleo tsy manaraka an’io.
    Tsy tokony hisy andro anamariana NY fitiavana ‘zany.
    Sady raha hisy ary, aleo tsy miaraka amin’ny olon-drehetra.
    NY anay aloha tsy 14fev mihtsy NY Saint Valentin eh

    en réponse à : Tanora mijery fety #451

    Njarat m
    Participant

    Tsapako nefa hoe olana hafa koa NY hoe, lasa tsy mitaiza intsony NY  »kanto » amin’izao fotoana izao. Indrindra NY hira mandeha amin’ny haino aman’jery.

    en réponse à : Tanora sy ny tontolon'ny asa. #450

    Njarat m
    Participant

    Dia raha tsy mifanaraka amin’izay NY fotoana?

    en réponse à : Tia ahy ve izy? #445

    Njarat m
    Participant

    Miankina amin’ny hoe lehilahy sa vaiavy ni miresaka eto. Samy manana NY fanehoana fitiavana manko NY lehilahy s’y NY vehivavy.

    en réponse à : inona ny fika rehefa mba sady te hianatra nefa te hiasa? #444

    Njarat m
    Participant

    Amiko afaka atambatra tsara ‘reo. NY ilaina hoe manana tanjona ianao am’lay fianarana, dia enjeana iny tanjona iny, dia ilay asa atao manampy. Méry ‘zany ka

    en réponse à : WTF .. Welcole To the Friendzone.. #443

    Njarat m
    Participant

    Haha.. Ahoana ‘zany auto friendzone ‘zany k’le?

6 sujets de 1 à 6 (sur un total de 6)