Ny fanafodin’ny herpès dia na manala na manamaivana na manafaingana ny fialan’ny fambara (signes). Tsy manafoana tanteraka ilay tsimokaretina izy.
Ny stigmatisation na fanilikilihana dia tranga matetika, izay mitarika vokany maro. Izy io dia azo ampifandraisina amin’ny fanavakavahana, izay ahafahana mametraka fitoriana.